|
|
|
|

Teny iditra1 akanjo lava
Singan-teny  2akanjo, 3lava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5A gown, a robe, a cassock. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6habit long, robe de chambre. [1.3#14]
Ohatra  7 Razazavavy, dia nampihaingoin' ny akanjolava fanao an-trano vita tamin' ny landy voatenona tsy misy fangarony. [2.529#]
Voambolana  8 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12